plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/30.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 30 Reo tantsambo de nitsikaraka fomba hialana ny sambo ary nandatsaka ny lakana famonjena aigna taigny an-dranomasina, ary nody nandatsaka ny vatofantsika avy teo an-doha-tsambo zareo. \v 31 Fa Paoly nitare tam'kapiteny sy reo miaramila hoe: "Raha tsy mijanona agnaty sambo reo leilà reo, tsy ho vôvonjy anareo." \v 32 Avy akeo reo miaramila nanapaka ny tadin'ny lakana ka de namela an'zany ho rendrika.