plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/27.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 27 Rafa tonga ny alina faha-efatra ambefolo, raha natopatopa nivezivezy tao am'ranomasin'ny Adrea zahay, tokony ho tam'sasak'alina de nihevitra reo tantsambo fa nagnakeky taigny zareo. De naka refin-drano zareo ary nahita fa efapolo metatra ny halaligny; tafara kelin'zany, \v 28 de mbola naka refin-drano iany zareo ary nahita fa telopolo metatra ny halaligny. \v 29 Natatra zareo sao hidona am'reo vato zahay, ka de nandatsaka vatofantsika efatra avy akao afara zareo ary nivavaka mba hiaven'ny maraigna tsy ho ela.