plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/23.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 23 Fa tam'alina de nisy anjelin'Andriamanitra ze Tompoko, ze Tompoiko iany kô- nitsangana takeo agnilakao ny anjeliny \v 24 ary nitare hoe: "Aza matatra, ry Paoly. Tsy maintsy hitsangana akeo agnatrehan'i Kaisara enao, ary indro Andriamanitra akao am'hatsaram-pagnany no nagnome an'nao reo daôly miantsambo miaraka aminao." \v 25 No zany mionogna, ry leilà! Fa matokyy an'Andriamanitra za fa hitranga araka ze vôlaza taminà zany. \v 26 Saigny tsy maintsy hidona amina nosy maromaro tsika."