plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/17.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 17 Rafa nampekarin'jareo ny lakana famonjena aigna, de nampesain'jareo ny tadin'zany mba hamatorana ny vatan'ny sambo. Natatra zareo fa tokony hande ambonin'ny fasika mandrevon'ny Syrtiso, ka de nalatsan'jareo ny vatofantsika ny ranomasina ary nande ho azy teigny. \v 18 Takatry ny familezana mahery vaikan'ny tafiotra zahay haigny ka ny andro magnaraka io de nanomboka nagnary reo entana taigny ambelagn'ny sambo zareo.