plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/14.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 14 Fa afaka fotôna foika de nisy tafio-drivotra mahery, nantsovina hoe Eoraklydona, nanomboka namely mafy avy aigny am'nosy.\v 15 Rafa tratry ny tafiotra ny sambo ary tsy afaka nanotra ny rivotra ntsony, de tsy maintsy nagnome lalana ny tafiotra zahay ary nentin'ny rivotra nivezivezy. \v 16 Nentsambo nagnaraka ny morogn'ny nosy kely raika antsovina hoe Kaoda zahay, ary tam-pasahiranana no nafahanay niaro ny lakana famonjena aigna.