plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/09.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 9 Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly,\v 10 ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." \v 11 Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paoly.