plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/07.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 7 Rafa netsambo niadana nandritry ny andro maro zahay ary ny farany de tonga tam-pasahiranana teo akaikin'ny Kinidio, de tsy namela an'nay ande tam-zany lalana zany ntsony ny rivotra, ka de netsambo nagnaraka ny ilany takon-drivotra ny Kreta zahay, mifanjo am'Salmona. \v 8 Nagnra-morona tam-pasahiranana zahay, mandra-patonganay taigny am'tôrana raika antsovina hoe Tsara-fitodian-tsambo, ze akekin'ny tanànan'ny Lasea.