plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/24.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 24 Raha vitan'i Paoly ny ferovan-tegnany, de nitare tamin'ny feo mafy Festosy hoe: "Paoly, very saigna anao; ny fianaranao be lôtra no natonga an'nao ho very saigna." \v 25 Fa ozy Paoly hoe: "Tsy very saigna za, ry Festosy tsara ndrindra; fa amin'ny fasahiana za no mikoragna teny fahamarinana sy fahamatorana. \v 26 Fa ny mpanjaka mafantatra momba an'zany ra zany; ary noho zany, mikoragna an-kalalahana amin'azy za, fa resy latra fa tsisy tam'zany nasitrika tamin'azy; satria tsy natao taigny amin'ny takona zany.