plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/22.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 22 Nagnampy anà hatram'zao Andriamanitra, noho zany de mitsangana za ary mijoro vavolombelona amin'ny ôlon-tsotra sy am-reo manan-kaja tsy hilaza na ino na ino mihôtra ze nolazain'reo mpaminagny sy Mosesy fa hitranga; \v 23 fa tsy maintsy hijaly Kristy, ary izy no ho vôlôny hitsangana am'reo maty mbô hitsangana sy hitory fazavana ho an'reo vahôka Jiosy sy reo Jentilisa."