plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/19.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 19 Noho zany, ry Agripa mpanjaka, nankatoa ny fahitana avy taigny an-dagnitra za; \v 20 fa, ny an'reo ze taigny Damaskosy alô, ary avekeo taigny Jerosalema, ary naneragna ny tanin'ny Jodia daôly, ary kô tam'reo Jentilisa, nagnome an-jareo ny hafatra za fa tokony hibebaka sy hitodika amin'Andriamanitra zareo, hagnano ny asa mendrika ny fibebahana. \v 21 Noho zany antony zany no nisamboran'reo Jiosy anà takao an-tempoly sy niezaka hamono anà.