plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/12.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 12 Raha mbôla nagnano an'zany za, de nande taigny Damaskosy niaraka tamin'ny faefana sy reo didy avy am'reo lôhan'ny mpisorona; \v 13 ary taigny an-dalana nankaigny, tamin'ny anjerignandro igny, ry Mpanjaka, de natazagna hazavagna avy aigny an-dagnitra za ze mamiratra noho ny masoandro ary zany de namiratra nagnodidigna anà sy reo leila ze niara-de taminà. \v 14 Rafa lavo tamin'ny tany zahay daôly, de naregny feo niresaka taminà za ze nitare tamin'ny teny Hebreo hoe: 'Saoly, Saoly, magnino anao no magnenjika Anà? sarotra ho an'nao ny handaka fanindrognana.'