plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/09.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 9 Nisy fotôna za nihevitra tamin'ny tegnako fa tokony hagnano ra betsaka magnohitra ny agnaran'i Jesosy avy aigny Nazareta za. \v 10 Nagnano an'zany taigny Jerosalema za. Nagnagadra betsaka tam'reo mpino taigny am-ponja tamin'ny faefana noraisiko avy tam'reo lôhan'ny mpisorona za, ary rafa vôvono zareo, de nandatsaka ny vatoko hagnohitra an-jareo za. \v 11 Nosaziko imbetsaka zareo taigny am'reo synagoga daôly ary niezaka ny hanery an-jareo mbô hiteny ratsy za. Sosy mafy tamin-jareo za ary nanenjika an-jareo na de taigny am'reo tanàna aigny avelagny aza.