plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/06.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 6 Ary mitsangana aketo za mbô ho tsaraina satria mikaraka ny fampanantenana ze nataon'Andriamanitra tam'reo razantsika za. \v 7 Fa ty no fampagnantenana nantenain'ny fokontsika rombefolo ho raisina raha nagnompo an'Andriamanitra magnalin'andro tokoa zareo. Ho an'zany fagnantenana zany, ry Agripa mpanjaka, no hiampangan'reo Jiosy anà. \v 8 Magnino anareo no mieritreritra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra?