plt-x-sihanaka_act_text_reg/26/01.txt

1 line
482 B
Plaintext

\c 26 \v 1 Noho zany Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Afaka mitare ho an'ny tegnanao anao." De naninjitra ny tagnany Paoly ary nagnano ny ferovan-tegnany. \v 2 "Maneho ny tegnako ôtran'ny faly za, ry Agripa mpanjaka, mbô hitondra ny ra mahazo anà aketo agnolônao gniany magnohitra an'reo fempangan'reo Jiosy daôly; \v 3 ndrindra, satria anao efa za-draharaha amin'ny fomba amam-panao sy fagnontanen'ny Jiosy daôly. Noho zany de mangataka an'nao za handregny anà am-paretana.