plt-x-sihanaka_act_text_reg/25/21.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 21 Fa refa nangataka ny hijanona akao am-ponja mba handigny ny fanapan-kevitry ny Amperora i Paoly, de nandidy an'azy za mba ho tazomina akao am-ponja izy mandra-pandefasako an'azy aigny am'i Kaisara.\v 22 Agripa niresaka tam'i Festosy hoe: 'Te-hareigny an'ty leila ty kô za.' "Amaraigna enao mareigny an'azy, ozy Festosy.