plt-x-sihanaka_act_text_reg/25/13.txt

1 line
641 B
Plaintext

\v 13 Ary tafaran'ny andro vitsy, de tonga taigny am'i Kaisaria i Agripa mpanjaka ny Berenika mba hamangy an'i Festosy. \v 14 Tafaran'ny natao an'azy nandritra ny andro maro, de natolotr'i Festosy teo amin'ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly; niteny izy hoe: "Nisy leila raika navelan'i Felix aty salan'ny gadra. \v 15 Rafa taigny Jerosalema za, de nitondra fempangana an'ty leila ty taty aminà reo lohan'ny mpisorogna sy reo loholon'ny Jiosy, ary nangatka teny fagnamelô,a an'azy zareo. \v 16 Namaly an'jareo za fa tsy fomban'ny Romana ny manolotra ôla melôn'ny hifagnatren'reo mpiampanga an'azy sy anagnny ferovan-tegna am'reo fempangana.