plt-x-sihanaka_act_text_reg/25/11.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 11 Kanefa raha nagnano ratsy za ary raha nagnano ze tokony hafaty anà, de tsy mandà ny ho faty. Fa raha tsy misy reo fempangan'jareo, de tsy misy ôla afaka mitondra anà ho aigny am'jareo. Mangataka an'i Kaisara za. \v 12 Rafa avy nikoragna tam-pitsara Festosy, de namaly izy hoe: "Nangataka an'i Kaisara enao. Aigny am'i Kaisara no handehanananao.