plt-x-sihanaka_act_text_reg/25/09.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 9 Nefa nikaraka ze azahôna sitraka amin'ny Jiosy i Festosy, ary no zany de namaly an'i Paoly izy ka niteny heo: "Te hiakatra ho aigny Jerosalema ma enao ary ho tsaraiko momba an'regny ra taigny regny? \v 10 Ozy Paoly hoe: "Mitsangana aketo agnolônan'ny seza fitsaran'i Kaisara za ze tsy maintsy hitsarana anà. Tsy nagnano ratsy ny Jiosy za, araka ze efa fantatrao tsara.