plt-x-sihanaka_act_text_reg/25/06.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 6 Festosy de tsy nijanona nihôtra ny valo na folo andro ary avy teo de nidigna nankaigny Kaisaria, ary ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny fitoeran'ny fitsarana izy ary nandidy an'i Paoly mba entina aigny amin'azy. \v 7 Rafa tonga izy, de nipetraka teo ankeky teo reo Jiosy avy aigny Jerosalema, ary nitondra fempangana maro tsisy porofo zareo. \v 8 Niaro tegna Paoly ary niteny hoe: "Tsy nagnano raha ratsy manoitra ny lalan'ny Jiosy zany za na manoitra ny Tempoly na manoitra an'i Kaisara."