plt-x-sihanaka_act_text_reg/25/01.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 1 Am'zao fotôna zao, Festony niditra tao amin'ny faritany ary telo andro taty afara, de niakatra avy tao Kaisaria izy ho aigny Jerosalema. \v 2 Ny loham-pisorogna sy reo Jiosy manan-kaja de nitondra fagnamelôna hiampangana an'i Paoly, ka namporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly - ka naporisika an'azy\v 3 sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly ka hagnantso an'i Paoly ho aigny an-dalana.