plt-x-sihanaka_act_text_reg/24/07.txt

1 line
587 B
Plaintext

\v 7 (Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") \v 8 Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") \v 9 Reo Jiosy iany kô de nagnampy trotraka regny fiampangana regny ary nagnamafy fa marina avokô regny.