plt-x-sihanaka_act_text_reg/24/04.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 4 Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. \v 5 Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. \v 6 Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsaraina araka ny lalàna izy.")