plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/28.txt

1 line
563 B
Plaintext

\v 28 Za de te hafantatra ny antony nempangan-jareo an'azy, no zany de nentiko nidigna takao amin'ny filan-kevitry ny zareo izy. \v 29 Nafantatra za fa vôpanga tamin'ny adi-hevitra mikasika ny lalàn-jareo manokana izy, kanefa tsisy fagnendrikendrena nanohitra an'azy ze mendrika fafatesana na fagnagadrana. \v 30 Avy takeo de nampafantarina anà fa misy tetika hanoherana an'le leila, no zany de nandefa an'azy teo no eo taigny aminao za, ary nagnafatra an'reo mpagnedrikendrika an'azy mba hitondra porofo fagnamelohana an'azy ankeo agnatrehanao zareo. Veloma."