plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/18.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 18 No zany le kapiteny de nandray an'le gaogna ary nitondra an'azy taigny amin'ny kapiteny mpitarika ka niteny hoe: "I Paolyle gadra no nagnantso anà ho aigny amin'azy, ary nangataka anà mba hitondra an'ty gaogna ty ho aketo aminao. Managna ra ho lazaina aminao izy." \v 19 Ny kapiteny mpitarika de naka an'azy tamin'ny tanàna ho aigny amin'ny toerana mitokana ary nagnontany an'azy hoe: 'Ino zany tokony ho lazainao aminà zany?"