plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/16.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 16 Nefa ny zanaka lahin'ny anabavin'i Paoly de nareigny fa teo am-pandignesana ny hamonoana an'azy izy reo, no zany izy de nande ary niditra ny lapa ka nitare tamin'i Paoly. \v 17 I Paoly de nagnantso ny raika tam'reo kapiteny ka nitare hoe: Ento aigny amin'ny kapiteny mpitarika ty gaogna ty, fa managna ra lazaina amin'azy izy."