plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/14.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 14 Zareo de nande taigny am'reo mpisorombe sy reo loholona ka nitare hoe: "Zay de efa nagnano fagnozonana leilbe tamin'ny tegnanay, mba hinana na ino na ino ambara-pamonônay an'i Paoly. \v 15 Am'zao, noho zany, avelao ny filan-kevitra hiteny amin'ny kapiteny mpitarika mba hitondra an'azy hidigna aketo aminareo, ary nareo ôtran'ny hoe hanapa-kevitra amin'ny ra-misy momba an'azy marina kokô. Fa no an'nay, zahay de vonona ny hamono an'azy alohan'ny fatogavany aketo."