plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/12.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 12 Ary Rafa keka ny andro, de niray tetika ny Jiosy sasagny de namorona tetika ary nagnozona ny tenan'izy reo miarak amin'ny fianaianana mba tsy hinana na hisotro na ino na ino ambara-pamonôn'jareo an'i Paoly.\v 13 Mihôtra ny efapolo ôla izy reo ze namorona io tetika io.