plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/09.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 9 Noho zany de nisy fitabatabana mafy nitranga, ary ny sasagny tam'reo mpanora-dalàna'reo Fariseo de nitsangana ary niady hevitra, niteny hoe: "Zay de tsy matazagna ra diso amin'io leila io. Ahôna raha ny fagna na ny anjely no niresaka tamin'azy?" \v 10 Nony nisy fifandirana mafy teo, ny kapiteny mpitarika de natatra sao de hifandrotehan'jareo i Paoly, noho zany izy de nandidy reo miaramila hidigna sy haka an'azy an-keriny aigny amin'reo mpikambana akao amin'ny filan-kevitra, ary hitondra an'azy aigny an-dapa.