plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/01.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 1 I Petera de nizaha nivantana taigny am'reo mpikambana takoa amin'ny filan-kevitra ary nitare hoe: "Ry rahala, za de efa niaigna teo agnatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara daôly mandraki-gniany." \v 2 Ny mpisorombe Ananiasy de nibaiko an'reo ze nitsangana teo akekiny mba hamelezana ny vavany. \v 3 Avy akeo i Paoly nitare an'azy hoe: "Andriamanitra de hikapoka an'nao, enao ry rindrigna vôlalotra fotsy. Enao ma de mipetraka hitsara anà amin'ny lalàna, nefa mandidy anà mba ho tarona, tsy araka ny lalàna?