plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/22.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 22 Nihaino an'azy jareo mandra-pitaraviny an'zany. De nikika mafy jareo niteny hoe: "Vonoy hiala aketo am'tany ny leilà salan'io, satria tsy mendriky ny ho velona izy."\v 23 Raha nitabataba jareo, nanipy ny akanjony, ary nanipy vovoka tam'rivotra, \v 24 ny leiben'ny kapiteny de nandidy an'i Paoly mba ho ndrsina any am'lapa. Izy nandidy fa tokony hagnontanena miaraka am'kapoka izy, ka mba izy tegnany de halala hoe nagnino zareo no nikikika nanoitra an'azy ôtran'zany.