plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/14.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 14 Ary niteny izy hoe: 'Ny Andriamanitr'reo razantsika de nifidy an'nao mba hahalala ny sitrapony, mba hahita ny Ray Marina, ary hahareigny ny feo avôkan'ny vavany. \v 15 Fa ho vavolombelona ho an'Azy am'ôla daôly momba an'ze hitanao sy reigninao enao. \v 16 Ary magnino enao no miandry? Mitsangàna, ôka ho atao batisa, ary diovy reo fahotanao, mentsova ny agnarany."