plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/12.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 12 Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. \v 13 Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nahita an'azy zà.