plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/09.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 9 Reo ze niaraka taminà de nahita ny hazavana, fa izy reo de ts nafantatra le feony ze nitare taminà.\v 10 Ozy zà hoe: "Ino no tokony ataoko, Tompoko?" Ny Tompo niteny taminà hoe: "Mitsangàna ary midira aigny Damaskosy; aigny no hanambarana an'nao ny ra-daôly ze tokony hataonao." \v 11 Tsy nahita non'ny famirapiratan'zany fazavana zany zà, ary notantanan'reo ze niaraka taminà, ka de tonga taigny Damaskosy zà.