plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/06.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 6 Zao no nitranga rafa nande ary nanakaiky an'ny Damaskosy za, ary tamin'ny jirin'andro teo ho eo de nisy hazavana leibe avy aigny an-dagnitra nanomboka namirapiratra nagnodidigna anà. \v 7 Lavo tam'tany za ary nahareigny feo nitare taminà hoe: "Saoly, Saoly, nagnino enao no magnenjika Anà?"\v 8 Namaly za hoe: 'Iza ma enao Tompoko?' Niteny taminà Izy hoe: "Zà no Jesosin'ny Nazareta, ze enjenao io."