plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/39.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 39 I Paoly de nitare hoe: "Za de Jiosy, avy aigny amin'ny tanànan'i Tarsosy aigny Kilikia. Za de oôlom-pirenen'ny tanàna manan-danja. Mangataka aminao za, avilao za hikoragna amin'ny ôla." \v 40 Rafa namela an'azy hikoragna le kapiteny, de nitsangana takeo amin'ny tôtra i Paoly ary nagnano fietsika tamin'ny tànany atamin'ny vahôka. Rafa nisy fanginana lalina, de niresaka tamin-jareo tamin'ny fiteny Hebreo izy. Ozy: