plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/30.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 30 Nisavoritaka ny tanàna daôly, ary niaraka niazakazaka sy nisambotra an'i Paoly ny ôla. Nisintona an'azy hivôka akao amin'ny tempoly zareo, de nakatona teo no ho eo ny varavaragna. \v 31 Raha teo am-pamonôna an'azy zareo, de nisy vaovao tonga taigny amin'ny kapitenin'ny mpiambina fa mikorontana avokoa Jerosalema ray manontolo.