plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/25.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 25 Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. \v 26 Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsiraikaraika tamin-jareo.