plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/22.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 22 Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. \v 23 Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. \v 24 Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo, mbô hagnaratra ny lôny zareo. Ka ho fantatry ny ôla daôly fa reo ra ze nolazaina momba an'nareo de diso. Ho fantatr'zareo fa anao de magnaraka lalàna kô.