plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/20.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 20 Rafa naregny an'zany zareo, de nidera an'Andriamanitra, ary nitare tamin'azy hoe: "Hitanao, ry ralà, agn'arivony firy no nino tam'reo Jiosy. Tapa-kevitra izy daôly hitandrina ny lalàna. \v 21 Efa nolazain-jareo ny momba an'nao, fa anao de mampianatra reo Jiosy daôly ze mipetraka akeo am'reo Jentilisa hahafoy an'i Misesy, ary anao milaza an-jareo tsy hamora ny zagnany, ary tsy hagnaraka ny fomba talô.