plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/12.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 12 rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. \v 13 Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy." \v 14 Satria tsy nagniry ny horesen-datra i Paoly, de nijagnona nanandrana zahay ary nitare hoe: "Ôka ho tanteraka ny sitrapon'ny Tompo."