plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/10.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 10 Rafa nijagnona takao nandritran'ny andro maromaro zahay, de nisy mpaminagny raika nidigna avy taigny Jodia nantsôvigna hoe Agabo. \v 11 Nagnatona an'nay ary niaka ny fekibon'i Paoly izy. Tamin'igny no namatorany ny tongony sy ny tagnany ary nitare hoe: "Ozy ny Fanahy Masina, 'de ho ôtran'zao no hamatoran'reo Jiosy aigny Jerosalema ny leila ze tompon'ty fekibo ty, ary hagnolotra an'azy akeo an-tànan'reo Jentilisa."