plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/03.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 3 Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. \v 4 Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema.