plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/01.txt

1 line
324 B
Plaintext

\c 21 \v 1 Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. \v 2 Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo.