plt-x-sihanaka_act_text_reg/20/22.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 22 Ary am'zao fotôna zao, de ho aigny Jerosalema za, notiren'ny Fanahy Masina ka tsy haiko ze ahazo anà aigny, \v 23 afa-tsy ze lazain'ny Fanahy Masina anà isaky ny tanana am'reo famatorana ny fijalena ze mandigny anà. \v 24 Fa za de tsy mievitra ny fiaignako hoe sarobidy, raha tsy efa navita ny fiazakazako sy ny asa fanompôko ze noraisiko avy tamin'i Jesosy Tompo, hitory ny filazantsaran'ny fahasoavan'Andriamanitra.