plt-x-sihanaka_act_text_reg/20/17.txt

1 line
788 B
Plaintext

\v 17 Avy aigny Mileto no nandefasany lehibe ho aigny Efesosy ary nampiantso ny loholon'ny fengonana hankeo amin'azy. \v 18 Rafa tonga tao amin'azy zareo, de niteny tam-jareo hoe: "Ny vatantegnanareo mafantatra, hatramin'ny andro vôlôny nagnitsaka an'i Asia, de nanakôry no nandaniako ny fotônako niaraka taminareo. \v 19 Za de nanompo ny Tompo tamin'ny fagnetren-tegna sy ranomaso, ary tao agnaty fijalena no nitranga taminà zany nony tetidratsin'reo Jiosy. \v 20 Anareo de mafantatra fa tsy nitana fangignana tamin'ny fagnambarana tam'nareo ze nahasoa za, sy ny fomba nampianarako an'nareo teo amason'ôla sy tamin'ny isan-tragno, \v 21 nitsanganako vavaolombelona teo am'reo Jiosy sy reo Jentilisa momba ny fibebana amin'Andriamanitra sy ny finona akao amin'i Jesosy Tompontsika.