plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/38.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 38 Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solontegna akao. Avekao zareo hifampiampanga. \v 39 Fa raha mitady ra momba ny olana hafa anareo, de tokony hatsangana amin'ny fivoriana ara-dalàna zany. \v 40 Fa ndrindra tsika de tandindomin-doza ho vômpanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsisy varany zany fikorontanana zany, ary tsy ho afaka hagnazava zany tsikana." \v 41 Rafa nikoragna an'zany izy, de noravainy ny fivoriana.