plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/33.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 33 Ny sasagny tam'reo vahôka no nampafantatra an'i Aleksandra, ze natosik'reo vahôka ho aigny alô, ka nagnano fihetsika tamin'ny tagnany i Aleksandra, te hagnome fagnazavana ho an'reo ze nivory. \v 34 Fa rafa nafantatra zareo fa Jiosy izy, de nikikika mafy tamin'ny feo raika izy daôly teo ho eo amin'ny adin'ny roa, nagnano hoe: "Lehibe ny Artemisin'ny Efesiana."