plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/30.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 30 Te hiditra takao am'reo vahôka maro i Paoly, fa nosakanan'reo mpianatra izy. \v 31 Ary iany kô, ny sasagny tam'reo manam-paefana takao amin'ny faritr'i Asia ze namany de nandefa hafatra nangataka an'azy mafy tsy hiditra akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra. \v 32 Ôla sasantsasagny no nikikika ra raika, ary ny an'ny sasagny hafa, satria takao agnaty fifanjevoana ny vahôka. Ny ankabeazan-jareo aza tsy mahafantatra akory hoe nagnino zareo no niara-tonga.