plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/13.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 13 Fa nisy Jiosy mpangala fagnahy ratsy nande taigny an-tôrana. Nagnantso ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo mbô hananan-jareo hery hanoerana ny fagnahy ratsy rafa niteny zareo hoe: "Amin'ny alalan'i Jesosy ze nambaran'i Paoly, mandidy an'nao za mbô hivôka." \v 14 Ny mpisorognabe Jiosy mitondra ny agnarany hoe Skeva ary nanagn-janaka fito lahy no nagnano zany.