plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/30.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 30 No zany de tsy tsarovan'Andriamanitra ny fotôn'ny tsy fahalalana, fa am-zao mandidy ny ôla daôly mba hibebaka izy. \v 31 Zany no izy satria nametraka andro izy hoe ovena no hitsara an'zao tontolo zao am'fahamarinana am'alalan'ny ôla ze nofidiny. Nagnome porofon'io leilà io tam'ôla tsiraikaraika tam'alalan'ny fananganana an'azy tam'maty Andriamanitra.